|
Troupy Lisin'iarivo Ny troupy Lisin'iarivo dia troupy mpilalao théatra
malagasy, misy mpikambana 20 (12 Vavy, 8 Lahy).
|
|
Hetsika akaiky Alahady 31 Octobra 2005 |
Hetsika Hafa Eo am-pamitana ny CD sy K7 Audio izay hivoaka tsy ho ela. |
|
Ny Troupy Lisin'iarivo dia vonona lalandava hanandratra ny Théatra
Malagasy.
Ireto no adiresy ahafahanao mifandray aminay:
|