Santionan'ny hira efa nokaloina : Jean-Marie Rakotomalala - Anjakao ny fitiavako- Ity lamba tinafiko - Veloma ry Iarivo - Ny foko mantsy ry lahy - Any mantsy ilay iarivontsika - Voaloboka ladinim-bahy Rolland Raelison - Sangisangy ve?- Ombanao ralala - Vakana sarobidy J.J. Ntseheno - Tsy ambarambarako anao- Adalan-kaotra - Ho anao irery ihany - Ho tsarovantsika eto - Miondreha ka mangina - Tanisa |
Tantara efa nolalaovina: Jean-Marie Rakotomalala - Varomaty
|
Raha misy hira na ton-kira tianao ho hita dia aza misalasala manoratra aty aminay fa hanome fahafaham-po anao izahay indrindra fa mikasika ny kalon'ny fahiny.
Ireo sarin'ny mpikambana: (Encours de construction)